Ny Anjara tsy Mba Miolaka

Miarahaba ny Gasy Tia Tantara Gasy o! Izahay eto amin'ny Chaine YouTube dia manolotra ho anao ny tantara anio mitondra ny loha-teny hoe Ny Anjara Tsy Mba Miolaka. Mihanoa finaritra dia aza adino ny mi s'abonne ny Chaine fa hizara tantara foana izahay. #tantaramalagasy #tantara #madagascar #malagasy #tantaragasy