NAHITA NY LANITRA SY AFOBE AHO."J'ai vue LE CIEL et L'ENFER.Pasteur DEBORAH Jaella.(+261)343761254.
Faly miarahaba anao amin'ny anarana MAHERIN'i JESOSY KRISTY izay VELONA SY MASINA avy any NAZARETA aho.Izaho Pasteur DEBORAH dia NISEHOAN'i JESOSY ary noentiny tany amin'ny HELO nampahitana an'ireo FIJALIANA MAHAZO NY OLONA izay TSY MANDRAY AN'i JESOSY HO TOMPO SY MPAMONJY NY FIAINANY MANOKANA,ary nahita ihany koa NY FIFALIANA SY FIADANANA hazon'ireo izay NANAPA-KEVITRA NANDRAY AN'i JESOSY.TIA ANAO JESOSY,MIBEBAHA ary RAISO JESOSY HO TOMPO SY MPAMONJY NY FIAINANAO.EFA HO AVY IZY,EFA KELY SISA.NY TANJOKO HANDEFASANA IZAO VIDEO IZAO DIA TSY HOE NY HAHATONGA ANAO HIVAVAKA ATY AMINAY FA NY HAHATONGA ANAO HO LASA KRISTIANA MPANARA-DIA AN'i JESOSY.RAHA EFA ELA IANAO IZAY NO TSY NIVAVAKA NA NANDEHA TANY AM-PIANGONANA IZAY MISY ANAO,DIA ETO AHO MANORO HEVITRA ANAO NY MBA HIVERENANAO ANY amin'ny FIANGONANA izay NITAIZA SY NANABE ANAO.EFA AKAIKY JESOSY DIA SAMIA MIAMBINA AVOKOA NA KRISTIANINA ANAO NA TSIA.MIALA amin'ny FAHOTANA.AZONAO ATAO NY MANAPARITAKA NA MI-COPIE an'ITY FIJOROANA VAVOLOMBELONA ITY.RAHA MISY FIANGONANA NA FIKAMBANANA KA MANIRY IHARAHIASA AMINAY,DIA AZONAO ATAO NY MIANTSO.IZAHO DIA PASTEUR ATO amin'ny FIANGONANA FIFOHAZANA IRAK'I KRISTY FAHASOAVANA(FI.FI.KRI.FA)ARANTA-MAHAJANGA.Contact:032 88 446 04 na 034 37 612 54.E-mail:[email protected]

NAHITA NY LANITRA SY AFOBE AHO 1 Pasteur DEBORAH JAELLA

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

Backstage Telonohorefy Famonjena

TANTARA MALAGASY - HO SAHINY VE (Tantara an'onjam-peo) Tantara Lava

Ilay Boky Nodorana Nefa Tsy Levona. (TENY MALAGASY)

Fahafatesana

Marka 16: 15 - Ekeo fotsiny rehefa i Jesoa no miteny dia ho hitanao ny vokany

JOY IS THE KEY TO YOUR BREAKTHROUGH! HOW TO HAVE JOY!

Tantara Malagasy - ZANAK'IZA? (Tantaran'ny Aceem Radio) Tantara gasy indray mihaino

Soeur Fabiola Damour ; Inviter du jour real TV

RESTORING THE ORDER 2026 - DAY-6 #dunsinoyekan #worship #intimacy

FIJORONA VAVOLOMBELONA NALEFA TANY AMIN'NY HELO MIREHITRA AFO SY NAMPAHITANA IREO OLONA MIJALY ANY.

Ora iray HIRA JESOSY MAMONJY (1)

Tantara Solanga Radio: ANY @ AFOBE NO FOTOANA E! #gasyrakoto

"MBOLA MIHAZONA NY FANAHY MASINA VE NY FIANGONANA?" Mpitandrina Irako ANDRIAMAHAZOSOA Ammi ta

SOEUR FABIOLA, NAHITA ARITISTA TANY AMIN'NY AFOBE

Fijoroana vavolombelona

NAHITA NY LANITRA SY AFOBE AHO 2 Pasteur DEBORAH JAELLA

❌NAMPIAKA-PEO i Pr EDOUARD MANOLOANA IREO RESA-BE SY KORONTANA ETO @FIRENENA🚫❗

