Tantara Malagasy - HADALANA (Tantara Radio Don Bosco)👍❤ ABONNEO NY PEJY TSIKA 💕
Tantara Malagasy - HADALANA Tantara Radio Don Bosco indray miseho NB: HO ANTSIKA MPAKAFY, NIFINDRA ATO NY CHAINE "Tantarako MADA"☢❤ -------------- 👍🎁ABONNEO NY PEJY MBA HO FANKASITRAHANA NY FIZARANA💕👌 -------------- Chaine TANTARA FIHAINO ✅ / channel -------------- Tantarako Mada dia mizara ireto Tantara sy Film na Clip amin'ny onjampeo, mba anomezana fahafahampoa antsika mpakafy ny zava-kanto MALAGASY. ------------ Tantara onjapeo malagasy, izay antsoina koa hoe tantara rindra na tantara am-bava, dia mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny kolontsaina sy ny maha-izy azy ny Malagasy. Ity karazana tantara ity dia namparitaka ny tantaran’ny firenena, ny fomba amam-panao, ary ny soatoavina ara-pivavahana sy ara-tsosialy amin’ny alalan’ny feo sy fanononana. Tsy toy ny tantara nosoratana, ny tantara onjapeo dia mifototra amin’ny fitantarana am-bava ary matetika dia voatahiry ao an-tsain’ireo ray aman-dreny sy zokiolona, ka afindra amin’ny taranaka manaraka. ------------- Pour ceux qui veulent supprimer sa musique sur chaîne, svp contactez-nous directement : ✅email: [email protected] Misaotra antsika rehatra!!! --------- Abonnez-vous à notre chaîne sur YouTube ! Merci

Tantara malagasy -ADIDY SA VALIFATY (Tantara ny VIVA Radio ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara Malagasy - MAIZIM-MBOLANA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Miseho

VOVOKA MAINTY TANTARA GASY

Misy fetra ny fandeferana— Tantara RDB⛔️TSY AZO AMIDY NY TANTARA⛔️ #gasyrakoto

Tantara malagasy - SIVANABE (Tantaran' RDB) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Mamiratra jerena - Tantara RDB RADIO DON BOSCO

TANTARA MALAGASY - BOKY MAMPIDI-DOZA (Tantara MBS RADIO)

Tantara Malagasy - HITSAKA VALIN -KITSAKA (Tantara RDB)👍❤ ABONNEO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara Malagasy - BOTA SY DEM (Tantaran'i Aceem) 👍ABONNEZ VOUS❤

Lion-demony - Tantara RDB RADIO DON BOSCO

Tantara Malagasy - VALIN-KITSAKA -(Tantara lava ny KOLO FM ) ARAHO NY PEJY👍❤

Tantara Malagasy - DIDY MIAFINA (Tantaran' Radio Don Bosco) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA💕

TAHIRIM-PITIA- Tantara Malagasy ( Tantara RDB)

Ilay masiso - Tantara RDB

Tantara Malagasy - FANDEFERAN'I DADA - (Tantara lava ny Aceem Radio ) ARAHO NY PEJY👍❤

MANANA TOMBAM BIDY TANTARA GASY

T@ valo sy fahefany alina — RDB #gasyrakoto

TANTARA MALAGASY - MBOLA VIRIJINY (Tantara RADIO DON BOSCO) Tantara Indray Mihaino

Tantara malagasy - ANTSO MAMATON' ALINA(Tantaran' Radio Don Bosco ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

