Tanjona Randrianarivelo - Ho andefimandriko
Tara-pahazavana, tsy haiko rarana ilay fisianao avy lavitra miadam-pamindra fa sarobidy ho ahy, Toa manome hafanana, toa tononkalo voakaly sy tsara rindra, tsy foiko afindra ilay fitiavako anao, Mandoro ato anatiko, ka hila tsy ho tantiko, Ilay fitiavako anao 'zay ao anatiko tiako ho ren'izao tontolo izao, Ho andefimandriko, mandritra ny androko, Ianao tsy ho atakalo ianao ilay tsy fanary, fa tena babonao aho. Na ora vitsy monja aza no hiarahako aminao, ho araraotiko satria ny fitiavanao tsy mba roa aman-tany, Mety hisy ny loza, fa tsy ataoko ahasakana satria mamy loatra ny fitia sy ny hafaliana izay asehonap ahy Mandoro ato anatiko, ka hila tsy ho tantiko, Ilay fitiavako anao 'zay ao anatiko tiako ho ren'izao tontolo izao, Ho andefimandriko, mandritra ny androko, Ianao tsy ho atakalo ianao ilay tsy fanary, fa tena babonao aho.

TANJONA RANDRIANARIVELO ( FULL ALBUM / COVER IA )

Tanjona Randrianarivelo - Safidy (Clip officiel)

ALY BARBO Jalengo ⏸️ Nouveauté tsika

HAFANANA - Nate Tex ©2024

Tarika Hasina - dia ho nofiko ve (clip 2026)

RIATAKO NY PAROLES - AARON (Ft.Mirado, Bob Tobia, Mba lait, Kevin)

Omeko

Tanjona Randrianarivelo - Hitampify
![Skaiz - Valimbavako [Directed by Tsilavina R. La St'art Project 2024] Gasy Ploit](https://i.ytimg.com/vi/wTBwr_1VZ-Y/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4JgALQBYoCDAgAEAEYTiBlKGAwDw==&rs=AOn4CLCh1fRNTgJ_kROh5JK4_DwzUAKP0w)
Skaiz - Valimbavako [Directed by Tsilavina R. La St'art Project 2024] Gasy Ploit

HAFA MIHITSY | REKO

Njakatiana - Anaro Aho (Lyrics By ARISON Films)
![Mamina sy Ravaka - Lapa Vaovao [Lyrics]](https://i.ytimg.com/vi/t1nBhAV7yF4/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLCW-95si4YAk4mITpba1YdB7vHyYg)
Mamina sy Ravaka - Lapa Vaovao [Lyrics]

Tanjona Randrianarivelo - Tohatra (clip officiel)

"TIA" - Nate & Micky by DS Group Prod 4K

NY AINGA VAZO MILAY (COMPILATION VIDEO)

TSANTA - DIZINA ANAO (Official Video)

🥃NINAO -PIANO VOIX

JOHANE - Safidy (Nouveauté 2021)

