Mbola kely loatra ianao - Njakatiana & Bako - Version originale
MBOLA KELY LOATRA IANAO - Njakatiana RAHARISOA / BAKO (P) Mandreraka ny foko tia Niarahako taminao! Eny akia (N) Misalasala aho satria Tia ahy loatra ianao! Eny akia (PN) Nefa ny fisainanao Toa mbola amin'ny kilalao (PN) Misalasala aho satria Tia ahy loatra ianao Eny akia Nefa ny fisainanao Toa mbola amin'ny kilalao Ref: (x2) Mbola kely loatra ianao Kely loatra akia ka dia matahotra aho Fa raha ny ao am-poko ao Dia foiko omena anao Fa tsy haiko akia ny atao (PN) Misalasala aho satria Tia ahy loatra ianao! Eny akia Nefa ny fisainanao Toa mbola amin'ny kilalao Ref: (x2) Mbola kely loatra ianao Kely loatra akia ka dia matahotra aho Fa raha ny ao am-poko ao Dia foiko omena anao Fa tsy haiko akia ny atao Mbola kely loatra ianao Kely loatra akia ka dia matahotra aho Fa raha ny ao am-poko ao Dia foiko omena anao Fa tsy haiko akia ny atao

Sambatra nary arthur

Andriamanitro - Tarika ny Hasina

❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

Mamy Andy Lala - Mandehana re (garage disco, Madagascar 1979)

Tarika Hasina - dia ho nofiko ve (clip 2026)

mbola kely poopy sy njakatiana

Njakatiana feat Tantely - mpankafy

Mpankafy - Njakatiana / Njakatiana & Volamihanta

OZA JEROME-Volazara 2010.flv

Hira sy Mozikan' i Bessa anaty 15 mn (Medley/Tambatra/Bemiray)

Ento aho-REBIKA 1988

Mitia mangina - RINDRA Tarika

JEAN MARIE Dallas - tsy ampahafiriny

Namako Ianao - Hery & Stan ( Pazzapa 3 )
![JEROME RANDRIA /// RAHA HO NOFY [ CLIP GASY ]](https://i.ytimg.com/vi/kh1NRx4nuX4/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLCQ5JK1ZlThtR48Zd4472nIk1cevA)
JEROME RANDRIA /// RAHA HO NOFY [ CLIP GASY ]

Pazzapa 7 - Medley Henri Ratsimbazafy

RAFIANARANA MAMI BASTAH

Ny Ainga - Malalako tsy foiko

Clip Haingo Veloma ianao

