Ny ao an-tsaina ireo mpijery valina BACC

Rehefa vanin-potoana hivoha an'ny valina fanadinana toy izao dia ahitana ity statut ity foana"Bacc en poche,bachelier"avokoa no hita...(Arabaina fao-be gamba no atao ho an'ireo afaka rehetra...) Fa fata-tsika mpamaky ireo ve ny zava-niseho talohan'ny nanoratan'ilay "Bacc+1jour "ny statut an'ny? Niainga ny inspiraka dia ity atolotro ho anao ity ireo noeritreretin'ny rehetra! (Mahatadidy ny fahiny ery t@tournage)mini vidéo clash Tagueo ireo diplômé an-tsika vaovao... Zarazarao ny vidéo Dia aza adino ny mi s'abonne raha Mbola te ahita inspiraka hafa Bisous Cadrage,montage,scénario Antso Bommartin Août 2017