Tsy ny fanjanahan-tany no naharatsy laza ny fanandroana.

Ilaina ny fanandroana ary tsy ny Malagasy ihany no manao azy io fa saika ny sarababem-bahoaka mihitsy, saingy ny fanatanterahana azy no samy manana ny azy. Azo adika tsotra ho fitantanana izy io, hoy Robert Randrianantoandro mpitahiry ny hasim-piandrianan’i Madagasikara ao amin’ny tranoben’ny Merina eny Ambohimanga. Miasa izany fitantanana izany eo amin’ny fanorenana na fiomanana amina hetsika iray atao na fijerena daty mifanaraka amin’ny vintan’ny tena. Misy dingana tsy maintsy arahana amin’izany, saingy ny mampalahelo ankehitriny dia lasa heverin’ny sasany ho ratsy sy “fanompoan-tsampy” ny fanaovana azy io. Mifanaraka amin’ny vanim-potoana iainana amin’ny ankapobeny izy io, izany hoe tsy mitovy amin’ny fanandroana sy ny tetiandro niasàna tamin’ny andron’ny faha-mpanjaka ny ankehitriny, raha ny fanazavana. Vitsy anefa, izany hoe ireo olobe sy ray aman-dreny ara-panahy toa ireo tangalamena sy mpanjaka isam-paritra, no mahay mampiasa azy io amin’izao fotoana izao. Miankina amin’izany avokoa ny fametrahana na famolavolàna ireo daty sy alimanàka eran-tany, noho izany indrindra no hilazàna azy ho ampiasain’ny olon-drehetra eran-tany saingy noho ny fisian’ny fanjanahana (ara-batana sy ara-tsaina) teto amintsika dia noezahana nopotehina ny kolontsaina sy ny fomba amam-panaon’ny firenentsika amin’ny fanelezana sy filazàna amin’ny lafiny rehetra fa ratsy sy manimbazimba, araka ny fanazavana ihany. Ny didim-panjakàna navoakan-dRanavalona II mandràra ny fanohizana ny fomba Malagasy, nohamafisin’I Gallieni tamin’ny fotoan’androny izay tsy nisy nandrava hatramin’izao no isan’ny antony voalohany mahatonga io olana io, hoy ny mpitahiry ny hasim-piandrianan’I Madagasikara ao amin’ny tranoben’ny Merina.

Frankreich – England Highlights | Spiel um Platz 3, FIFA WM 2026 | sportstudio
▶︎

Frankreich – England Highlights | Spiel um Platz 3, FIFA WM 2026 | sportstudio

Taombaovao Malagasy 2023, Kianjan'ny Kanto
▶︎

Taombaovao Malagasy 2023, Kianjan'ny Kanto

Famoha 25 Octobre 2023
▶︎

Famoha 25 Octobre 2023

Raising a Pig to 150kg in 6 Months | Selling It at the Country Market and Buying New Piglets
▶︎

Raising a Pig to 150kg in 6 Months | Selling It at the Country Market and Buying New Piglets

1970s French Chanson Music 🇫🇷 Classic Love Songs in a Rainy Paris Café 🌧️
▶︎

1970s French Chanson Music 🇫🇷 Classic Love Songs in a Rainy Paris Café 🌧️

Ծառուկյանը քանդակագործին գցել էր առյուծի վանդակը, վախից մահացավ. պատժում էին մարդկանց, մնում անպատիժ
▶︎

Ծառուկյանը քանդակագործին գցել էր առյուծի վանդակը, վախից մահացավ. պատժում էին մարդկանց, մնում անպատիժ

How an Afghan Family Survives the Coldest Winter | Cooking Traditional Bolani on a Snowy Morning.
▶︎

How an Afghan Family Survives the Coldest Winter | Cooking Traditional Bolani on a Snowy Morning.

Sporno ime: Muhamed - Život u SAD nakon 11. septembra
▶︎

Sporno ime: Muhamed - Život u SAD nakon 11. septembra

Teferic Trnovo  Izvorni MiX Kolo 0073 @mcoko63 #dance #funny#song#shorts#love#music#viral#like#yt
▶︎

Teferic Trnovo Izvorni MiX Kolo 0073 @mcoko63 #dance #funny#song#shorts#love#music#viral#like#yt

FAMOHA: "Ny fitiavana sy ny tontolony teo amin'ny Ntaolo Malagasy"(Fizarana 3)
▶︎

FAMOHA: "Ny fitiavana sy ny tontolony teo amin'ny Ntaolo Malagasy"(Fizarana 3)

Ny Soatoavina Malagasy - Rabesata Arima
▶︎

Ny Soatoavina Malagasy - Rabesata Arima

RESAKA FANOLANANA ZANAKA VAVIN’ i DODOL : FA NANINONA ILAY ZAZA TSY NIANTSO VONJY NA NITORY ?? ...
▶︎

RESAKA FANOLANANA ZANAKA VAVIN’ i DODOL : FA NANINONA ILAY ZAZA TSY NIANTSO VONJY NA NITORY ?? ...

Answer to Harvesting Giant River Fish is Handmade Traps | Fishing with Chuc Duong and Her Children
▶︎

Answer to Harvesting Giant River Fish is Handmade Traps | Fishing with Chuc Duong and Her Children

Μπαλτζώης: Έρχεται η τελική μάχη Ιράν-Ισραήλ
▶︎

Μπαλτζώης: Έρχεται η τελική μάχη Ιράν-Ισραήλ

Satisfying Upland Sticky Rice Harvest | Huge Crop Goes To Countryside Market Sell
▶︎

Satisfying Upland Sticky Rice Harvest | Huge Crop Goes To Countryside Market Sell

Porofo ny maha-Antemoro an'Andrianampoinimerina
▶︎

Porofo ny maha-Antemoro an'Andrianampoinimerina

Matinale du 21 Novembre 2022 by Malagasy TV #matinale#VOLA#malagasy#Ankoay#malagasytv
▶︎

Matinale du 21 Novembre 2022 by Malagasy TV #matinale#VOLA#malagasy#Ankoay#malagasytv

TI KOZÉ - Le Vintana de Madagascar
▶︎

TI KOZÉ - Le Vintana de Madagascar

MATRICE MAFANA TRATRA 3
▶︎

MATRICE MAFANA TRATRA 3

Tour de France 14. Etappe Highlights: explosive Stimmung in Le Markstein | Sportschau
▶︎

Tour de France 14. Etappe Highlights: explosive Stimmung in Le Markstein | Sportschau