APKM TSISY MANDEHA HO AZY

Hoy Kardinaly Armand Gaëtan RAZAFINDRATANDRA : Nisy fiara iray izay "Tsisy mandeha ho azy" no anarany. Taiza no niafarany? Tany an-kady...satria ny zavatra mandeha ho azy dia miafara any an-kady. Tsisy mandeha ho azy fa Andriamanitra no miahy sy mitsimbina antsika rehetra isan'ora, isa-minitra ary isa-tsengôndra...