Chaîne - Ny herin'Andriamanitra - Tiana Fanantenana
Isaia 33.13 b "Ary aoka hahafantatra ny heriko hianareo izay akaiky" Fantatrao tsara ve Andriamanitra ? Fantatrao ve ny heriny ? Mpitsara marina Izy. Izy no mihazona ny zavatra rehetra. Raha misafidy ny hiaraka Aminy ianao dia Izy no miantoka ny aminao rehetra. Aza manaiky ho fitahin’i Satana ny amin’ny "sitran’ny hay kely", aza variana mitady izay ahazoana tombony amin’ny fanaovana kolikoly. Mitoera ao amin’ny fahamarinana fa tsara antoka ny ao amin’i Jesoa. Ndao hanao tohivakan’ny fahamarinana. Ndao hifampitantana dia hisandratra ny firenentsika ! https://bit.ly/30et4HJ Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena. Arao ny pejy Facebook mba ahazoanao vatsim-panahy sy toro-hevitra maro hiadiana amin'ny kolikoly : https://bit.ly/33eXjzC

Top 5 SHOW-STOPPING Performances of The Final | BGT 2026

Asteroiden: Wie können wir uns schützen? | Doku HD Reupload | ARTE

Chaos von Anfang bis Ende | Rennen - Highlights | Großer Preis von Monaco | Formel 1 2026

New York Times drops BOMBSHELL about Trump officials filing into Situation Room over Epstein files

The Four Corners of Mind (Part 1)

MPITARIKA - Tiana Fanantenana

Trump Gets Booed & Falls Asleep During NBA Finals, Claims War is Almost Over & Goodbye Spencer Pratt

How to Build a Bread Oven | SWR Craftsmanship

China’s investment in renewable energy pays off

AHOANA NY HIAROVAKO TENA AMIN'NY FAKAM PANAHY

Best Fails of the Week 😂 Try Not to Laugh

MAMATONALINA - Mankatoa sy manambara ny Tenin’ny Tompo : ny mety ho vokany

Moomin 90s | Season 1, Episode 52 - 54 | TRIPLE FULL EPISODES

Knicks Fans Brand Elmo a Traitor & Trump Storms Out of "Meet the Press" Interview | The Daily Show

Press conference by Alice Weidel and Tino Chrupalla! - AfD parliamentary group in the Bundestag

Die Queen und ich | Doku HD | ARTE

Stiefmutter aus der Hölle? Teenie wohnt lieber im Supermarkt! |GANZE FOLGE| Anwälte im Einsatz

Woran Trump und Putin gerade scheitern – Analyse mit Militärökonom Keupp I ZDFheute live

WOUNDED BY LOVE - The Life and Wisdom of Saint Porphyrios (PART 1)

