MINAE - FSRP: πππ€π§π¨π₯π¨π£π’π πππ¦ππ¨π₯ππ§π π―π¨π₯π² π¦ππ«π¨ π€ππ«ππ³ππ§π π¦π’πππ§ππ«ππ€π ππ¦π’π§βπ§π² ππ’π¨π―ππ§βπ§π² ππ¨πππ«βππ§ππ«π¨
eo aminβny FIFAMANOR Antsirabe ny 18 hatraminβny 22 martsa 2025, dia napiharina ireo teknoljia vaovao anananβny CGIAR, nanomezana fahalalana ireo tantsaha mahakasika ny paikady fampivadiana ny voly sy fampiharana ny fambolena maro karazana sy haingam-pitombo ary mahatanty ny fiovanβny toetry ny andro : soja, katsaka, tsaramaso, mangahazo, varimbazaha ary akondro. πΎIreo voly ireo dia mifanaraka aminβny toetry ny andro ankehitriny, ary azo ambolena aminβny faritra rehetra eto Madagasikara indrindra eny aminβny tanety. πEzahina ihany koa ny hampielezana izany teknolojia izany manerana ireo faritra 13 iasanβny tetikβasa FSRP, izay vatsianβny Banky iraisam-pirenena vola ary eo ambany fiahianβny MINAE. Hisy fiofanana manokana hanamafisana ny fahaiza-manao ho anβireo tantsaha mpamokatra. #FSRP #FIFAMANOR #ILRI #IITA

30 Ireo Karazambilona sy ny fotoana fambolena azy

Amazing Takeoff at Saba Airport! Pilot Risks Everything on the Worldβs Shortest Runway

Maxshie Farm Success Story

PreΜsentation des bassins de reΜtention d'eau pluviale aΜ Madagascar

MINAE β PROGRES : Tanora mpandraharaha ara-pamokarana no vahaolana.

ANCAR : Comment rΓ©ussir la culture de lβOignon?

Voanjo : Fomba Ara-pambolena Tsara manomboka aminβny Fiotazana hatraminβny Fitahirizana

Fampiofanana - Fambolena tsaramaso

πππππ β ππππ β πππ ππππ : π ππ§ππ«ππ§ππ§π π¦ππ‘ππ«π’ππ«π π§π² πππ§π² π‘π¨ πππ¦π©π’π«π¨ππ¨π«π¨ππ¨ππ§π π§π² πππ¦ππ¨π₯ππ§π

VARY AN-TANETY - FARITRA BOENY

Les meilleurs Mèmes africains (a mourir de rire)

Fampiofanana - Fambolena Ovy

MAHAVOKATSE - π π’π―π¨π«π’ππ¦ππ πππ‘πππ¨π₯π¨π§'π§π² ππππ

Fambolena voatabia

"πππππ-π : πππ§ππ―ππ¨ π§π² πππ¦ππ¨π₯ππ§π ππ§π² πππ¬π’π¦π¨"

π ππ§ππ¨π―ππ§π π₯ππ‘ππ«ππ¦-π©ππ¦ππ‘ππ§π π§π² ππ’π€ππ«π¨π‘ππ§π, ππ§ππ¨π€π² π§π² π ππ¦π¨π€ππ«ππ§π π¦ππ‘ππ«π’ππ«π

Pour Coca-Cola and batteries into a hole! Half the world doesnβt know this!

No need for a garden - Growing carrots at home is super delicious if you know this way

Pour Cement into Pallets and see what most people don't even imagine happens! Creation Daily

