Ny mariky ny bibidia - 666 (Apokalipsy 12) 2

Inona avy ireo famakiana ny Bokin'ny Apokalipsy ary inona amin'ireo no famakian'ny GMMB azy? Inona no ambaran'ny Apokalipsy 12? Iza ilay vehivavy mitafy masoandro sy ny zanany izay enjehin'ilay dragona? Ahoana ny momba ny devoly eo anatrehan'Israely, Fiangonana ary eo antrehan'i Jesoa Kristy?