ETO IANAO (Jessica Razakavonison) | Revival Messengers
Eto Ianao - Revival Messengers Written by Pst Jocelyn Ranjarison Singers : Jessica Harimalala, Joïca Razakavonison, Fenitra Dinah, Ismaël Rakotosamimanana Arrangement : Ny Avolaza Marc Rasolofondrasata Couplet: Eto Ianao, NY fanatrehanao tsapanay Tompo ô! Eto Ianao Eto Ianao, mpanangana izay rava hatrizay Tompo ô! Eto Ianao Eto Ianao mpanao mihoatra izay vitanay tompo ô! Eto Ianao Eto Ianao, mpanomboka tantara vaovao Tompo ô! Eto Ianao Refrain: Sitrana ny aretina Mivaha ny famatorana Izao, satria eto Ianao Mirotsaka ny hosotra manapatapaka ny zioga Izao , satria eto Ianao

▶︎
Window Worship Session REVIVAL MESSENGER

▶︎
HAFANANA - Nate Tex ©2024

▶︎
Ny Fitahiana "The Blessing"-(Joïca Razakavonison & Jessica Razakavonison) |Revival Messengers

▶︎
FAHATSARANAO

▶︎
🎼🎧🙏MEDLEY FIDERANA GOSPEL ÉVANGÉLIQUE EDITION 10(TGC-GMMC-JAWS BAND-SINGERS OF JESUS-TANORA IN FAITH

▶︎
Atmosferan'ny Lanitra - Bodokely Ministries

▶︎
SHEFA🇲🇬 | Joïca - Revival Messengers

▶︎
ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

▶︎
Joseph d'Af - Fanotronany (Tononkira)

▶︎
Fanahy Masina - Pepe Shine - clip officiel

▶︎
HATSARAN'NY TOMPO | GOODNESS OF GOD | BODOKELY

▶︎
WINDOW WORSHIP SESSION avec Toky Narindra

▶︎
ENTO | Bodo | Cevam Church

▶︎
MINO AHO - Bodokely Ministries

▶︎
WWS Revival Messengers

▶︎
Ho Azy Ny Voninahitra // Pepe Shine feat. Vero Ranaivoson - A ELE A GLÓRIA GABRIELA ROCHA

▶︎
Spécial Evangelique - Revirevy Mozika | Mozika Malagasy Ranoray

▶︎
HENIKA - iZAHO MAHALALA 2024

▶︎
Cover Way maker — Gaëlle Rajoana ft Toky Narindra

▶︎
