Tantara Malagasy - TONTOLON'NY FANAHY (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino
TONTOLON'NY FANAHY Tantaran'i Radio Don Bosco Eo am-pikarakarana ny mariaziny i Njato sy Miangola, ary efa voazara ny fanasana ho an'ireo nasaina, iray volana mialoha. Diary sy Njato dia mpinamana akaiky ary niara-niaina tao Antsirabe ; nahavita fianarana tany Antananarivo i Diary ary nitady asa tao amin'ny Njato. Nisy boky fandalinana "Magie Noire" novakian'i Njato sy Diary tamin'ny mbola mpianatra teny amin'ny Lycée. Andriamatoa Fidy no ray niteraka an'i Diary, raha mbola teo am-piresahana izy mianaka dia naharay antso fa tra-doza i Njato. Tsy nahatsiaro tena fotoana ela i Njato, taorian'ny loza, ary manaraka fitsaboana eny amin'ny hopitaly. Rehefa tonga tany an-tranony i Diary dia nahita an'i Njato, anefa raha tokony ho izy dia tsaboina tao amin'ny hopitaly. Noresahin'i Diary lahatra ny fanahin'i Njato mba hanaraka azy any amin'ny hopitaly, ary gaga izy fa ny vatany no eo ambony fandrian'ny hopitaly. Io tranga miseho io dia mitovy amin'ny voalaza tao amin'ilay boky "Magie Noire" novakian'i Diary, tamin'izy mbola mpianatra. Nampirafy an'i Njato i Miangola; nanana paik'ady ratsy haka ankolaka ny harena noharian'i Njato i Miangola sy Sahaza sakaizany... Tantara nosoratan'i R. Harilala Frido Sacriman Novelomin'i : Tahina Nantenaina, Vona, Fetra Sarobidy, Vanintsoa, Niravo, Holy Nandray Feo : Tovo Razanamamonjy Nanatontosa : Holisoa Tantara indray mihaino Tantara RDB Tantara Malagasy

Tantara Malagasy - VALO SEPTAMBRA (Tantaran'ny Info Media Culture) Tantara Indray Mihaino

Tantara Malagasy - FARA FITIAVANA Fizarana I - (Tantara lava ny Aceem Radio ) ARAHO NY PEJY👍❤

ANDRIAMANITRA DIA MANAJA IZAY MANAJA NY RENINY

TANTARA MALAGASY - VAIN'AFO (Tantara RADIO DON BOSCO) Tantara Lava

Tantara gasy --- Mpamarina an-kady👉🏻👉🏻 Tantara RDB #gasyrakoto

AMBOHIMALOKA (Tantara an'onjam-peo )Tantara Indray Miseho

Tantara Malagasy - IZA MARINA NY OLON-TIAKO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Mihaino

Tantara gasy --- SAFOTOFOTO👉🏻👉🏻 Tantara Malagasy RDB #gasyrakoto

Tantara Malagasy - TSY AMPY FIALAM-BOLY -(Tantara lava ny ONJAM-PEO )ARAHO NY PEJY👍❤

Tantara gasy --- Tantara RDB👉🏻👉🏻Vahaolana Farany #gasyrakoto

Tantara malagasy - MPISOLO TOERANA (Tantara ny Radio Don Bosco ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara Malagasy - LAHATRA (Tantaran'ny Aceem Radio) Tantara gasy indray mihaino

ILAY TRANO ATSIMO ( TANTARA MALAGASY NY RDB)

Tantara Malagasy - RANOMASOM-PITIA (Tantaran'i Aceem Radio) Tantara Indray Miseho

MELOKA TANTARA GASY

Tantara Malagasy - BOTA SY DEM (Tantaran'i Aceem) 👍ABONNEZ VOUS❤

Tantara Malagasy - VOADY MIAFINA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

Tantara Malagasy - MPANAFAY - (Tantara lava ny VIVA Radio ) ARAHO NY PEJY👍❤

TANTARA MAMPATAHOTRA NY RDB. TANANAN-DOLO

