MR SAYDA SUR MIDI MA’NIFIK 25 05 17

Zava-kato sy ny mozika no nentin’I Mr Sayda teto amin’ny fandaharana Midi Ma’nifik, laharana faha-15, androany 25-05-17. Nahaliana ny fifampizarana izay nitondran’i Mr Sayda ny fijeriny ny tontolo sy ny ho avin’ny mozika Malagasy. Ny fandaharana Midi Ma’nifik dia arahinao ny alatsinainy hatramin’ny sabotsy amin’ny 11ora55 hatramin’ny 12ora55 eto amin’ny fahitalavitra Televisionina Malagasy.