Ny Famantarana Handosirana ny Loza sy ny Hafatra Fampitandremana | FAFIMT
Inona no ho Vokany ho an'Ireo Izay Tsy Miraharaha ny Fampitandreman'Andriamanitra Alohan'ny Hitrangan'ny Loza? Tamin'ny andron'i Sodoma sy Gomora, niatrika loza ireo vinantolahin'i Lota satria noheveriny ho vazivazy ny fampitandremana. Ilay mpaminany izay tsy niraharaha ny fampitandreman'Andriamanitra dia novonoin'ny liona teny an-dalana tamin'ny fomba mahatsiravina. Tamin'ny andron'i Mosesy, ny lahimatoan'ny tokantrano Egyptiana rehetra izay tsy nitandrina ny Paska dia maty. Amin'ny alalan'ireo tantara ireo dia mianatra isika fa tsy maintsy mihaino ny hafatry ny fampitandreman'Andriamanitra izay nomena antsika amin'izao vanim-potoana izao. Mitandrina ny Paska ny Fanekena Vaovao ny Fiangonan'Andriamanitra: Famantarana Handosirana ny Loza Nilaza i Kristy Ahnsahnghong fa ny fitandremana ny didin'Andriamanitra no fitiavana an'Andriamanitra. Nampianariny antsika koa fa, tahaka ny tamin'ny andron'ny Eksodosy, amin'ny fitandremana ny didin'ny Paska ihany no ahafahantsika mahazo ny famantarana ny fanafahana amin'ny loza ary ho eo ambany fiarovan'Andriamanitra eo anivon'ireo loza farany nambara mialoha. [Ity lahatsary ity dia manana zon'ny mpamorona avy amin'ny Fiangonan'Andriamanitra Fikambanana Iraka Maneran'tany. Voarara ny fanaovana kopia sy fizarana tsy nahazoana alalana.] 〖Fiangonan'Andriamanitra Fikambanana Iraka Maneran'tany〗 https://watv.org 〖WATV Media Cast〗 https://watvmedia.org/en
![[WeLoveU] 장길자 회장 소개 | 어머니 마음으로 아무도 소외되지 않는 행복한 세상을](https://i.ytimg.com/vi/0-MFBLnrRk8/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLCetPi-fMuzwiYhmtW_4V84TMsFEQ)
[WeLoveU] 장길자 회장 소개 | 어머니 마음으로 아무도 소외되지 않는 행복한 세상을

Trump, Nukes & Dan Caine/ Big China Visit, Iran War & Trump’s choices| Ex- CIA Analyst Larry Johnson

Goodness Of God, Christian Worship Songs , Hillsong Worship Songs 2026 Playlist, Worship Music#77

963 Hz Frequency of God, 852 Hz Pineal Gland Activation, Open Your Third Eye, Frequency Music

Ny Fonenantsika Mandrakizay, Dia I Renintsika | FAFIMT

The Faith of Judas Iscariot | World Mission Society Church of God
![[하나님의교회 설교] 가룟 유다의 믿음 | 하나님의교회 세계복음선교협회](https://i.ytimg.com/vi/s3ZSwYYzBAs/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLAd1AvwFPNag0PU2ND6wellthylWw)
[하나님의교회 설교] 가룟 유다의 믿음 | 하나님의교회 세계복음선교협회

How to Be More Articulate; How to Speak Confidently and Clearly (Audiobook)

天国家族和天上母亲 | 上帝的教会

LEARN HOW TO SEE JESUS RIGHTLY

{Saturday, June 6th 2026} Destroy Altars Stagnation & spirit of delay | Apostle Joshua Selman

Salvation Given Through Obedience |

Come, Traveler… Find Rest With Jesus

Paska ndiye njira ndi Choonadi | GUDMWM, Mpingo wa Mulungu

Jerosalema sy Reny Ara-lanitra | FAFIMT

Open Heavens | Prophetic Warfare Prayer Instrumental | Deep Soaking Music

Ny Baiboly sy ny Fianakaviana Ara-Lanitra | FAFIMT

ENCOURAGING BIBLE VERSES TO DWELL ON | RELAX | PEACEFUL | GOD'S PROTECTION

LET'S SEEK GOD TOGETHER

