ON A CHANTÉ DEVANT 7000 PERSONNES - TEFI (ft BobTobias)

TEFI & BOB : Encore au palais des sports 💥 Nihira teo aloha an’olona 7 000 za sy Bob Tobias Officiel ary nanao ny ouverture an SMATCH’IN… revy be mbola tsisy otrizany KA ANDAO NDRAY ARY HIARAKA AMINAY !!! Misaotra anireo Beatmaker sy Producteur niara niasa taminay ary nanatontonsa anireo hira roa ireo : MAUVAIS GARSAN (Toasty & Luke Bangerz) MASIKA (Jonas Androx & DJ CHRONIX) Misaotra anareo fa tena bisous mamy be fa tiako daholo nareo tsisy ankanavaka !! Misaotra an’ Smatchin nahatoky anay mirahalahy. Misaotra an’i Orange ni sponsoriser anilay vidéo 🧡 Code promo Taptapsend : TEFI261 (pour 10euro de bonus)