Maraim-baovao Eks 16: 11-12 / Eks 15: 26
Eksodosy 16:11-12 Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: Efa reko ny fimonomononan'ny Zanak'Isiraely, koa mitenena aminy hoe: Anio hariva dia hihinan-kena ianareo, ary rahampitso maraina kosa dia ho voky mofo ianareo, ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo. Eksodosy 15: 26 ka hoy Izy: Raha hazoto hihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka hanao izay mahitsy eo imasony sy hihaino ny lalàny ary hitandrina ny didiny rehetra, dia tsy hisy hataoko aminao ireny aretina rehetra ireny, izay nataoko tamin'ny Egyptiana; fa Izaho no Jehovah Izay mahasitrana anao. Pastora Imboasalama Rakotonjanahary (mpitondra fitandremana) FLM Ambatovinaky youtube Haino Aman-jery Ambatovinaky (HAJ) Facebook Haino Amanjery Ambatovinaky (HAJ)

Maraim-baovao Apokalypsy 2: 8-11 (13 Mars 2021)

Ireo zavatra fototra aminn'ny fampianaran'ny tobilehibe Ankaramalaza

Misa en Español 6:30pm

Kt Ambatovinaky _ FIKIRO MAFY (Onetec)

Inflation, Deficits, Interest Rates: Warning, Immediate Danger!

FFPM 396 - Aizan’ny lanitra hianao

Big Pharma's Trillion Dollar Deception on Mental Health | Joanna Moncrief

CHOSEN ONE!! YOUR IDENTITY REVEAL JUST SHOOK THE INTERNET... AND THEIR MINDS

AJ Styles On Retirement, Gunther, Hall Of Fame, John Cena, One More Match?

🌙 Most Beautiful Night Time Dua for Peaceful Sleep | Sleep Under Allah’s Protection

Toriteny 12 Jolay 2026

Famelomana ny fanomezam-pahasoavana izay nomen'Andriamanitra antsika Fifohazana

Tonkatrano Kristiana mitaiza ny tanora ho olom-banona

TOMPO Ô OVAY NY FOKO by Zooxi

Ny olona mahatoky, sady miaina no mampita ny fampianarana izay voatolotra - Ankaramalaza 2024

Ilay nitsangana tamin'ny maty partie 2

URGENT UPDATE - Iran War Expert: A Mass Casualty Attack Is Coming! | Robert Pape

Come Jesus Come | The Best Of CeCe Winans Full Album 2026 | Best Powerful Gospel Songs With Lyrics

Bishop G.E. Patterson | Why God Sometimes Leads You Through Hard Places

