Pasteur Jocelyn Ranjarison - Ny fanatrehanao

Te hitoetra eo amin’ny fanatrehaNAO Tompo ô ! no irin’ny foko Te hibanjina indray ny voninahitrao ,hiankohoka eo an-tongotrao Eo anilanao foana no tiko hisy ahy,hiankina amin'ny fitiavaNAO.....