FFPM 283 - Manan-jara ry Jesosy ny mpanomponao
1. Manan-jara ry Jesosy ! Ny mpanomponao, ‘Zay natokanao hitondra Ny Anaranao; Nofidianao ho mpitory Ny fitiavanao, Nitokianao ho mpamory Ny vahoakanao. 2. Izao no zara-fanompoako Voatendrinao, Ka ny mafy tsy ahoako Hahefako izao; Tsy hadosi-pahoriana Ny mpiasanao, Fa ny hazo fijaliana Lova taminao. 3. Na ho voky na ho noana Ny mpanomponao, Tsy handao ny fanompoana Nametrahanao; Sitrakao ny fihafiana, Ka mba tiako koa; Zakanao ny tsi-fisiana, Ka zakaiko koa. 4. Tsy ahiko ny handany, Holanina koa, Fa famoizan-tsoa no hany Ahefana soa; Na ny saiko na ny aiko, Andro, vola koa, Tsy mba misy holalaiko, Foiko avokoa. 5. Nefa raha izaho irery Tsy mahefa izao, Ka mangataka ny hery Eo an-tananao, Aoka ho feno ny Fanahy Ny mpanomponao Mba ho tena lehilahy ( vehivavy) Voahosotrao. #FihiranaFFPM #Choeur_Liturgique_FLMAmbatovinaky #Ny_Hiran_ny_Lanitra_2021

FFPM 396 - Aizan’ny lanitra hianao

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE ROHAMA'

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

At 105, I Eat Only 1 Food to Lower Blood Sugar FAST — Doctors Can't Explain It.

HERE I AM, LORD (Arr. Craig Courtney) | LIVE | St. Augustine Youths Choir Kyotera

🔴EYINDI : DIALOGUE EPANZI OPPOSITION, KABILA NA FAYULU BASUANI KABUND -SESANGA TENSION ( ACT 21/07 )

Playlist Fihirana FFPM Fampaherezana

FFPM197 - Haleloia, deraina

When TALKING Parrot Met A Crow 😂 Hilarious Birds Video

He Looked Like Jesus… Then Sang ONE Name That Stopped the Arena | AGT 2026

FFPM 363 - Ry olo-mahantra

Hira Fiderana | Fiankohofana | Medley Malagasy | Vol 1

La Sainte Messe du jour | Fête de Sainte Brigitte, religieuse | 23-07-2026 | P. Sylvestre B. FM

NIVOAKA NY ZAVATRA TSY FANTATR’OLONA , GRAVE NY ZAVA-MISY ( Nouveauté gasy 2026 )

Go To Him In Bethlehem - Composed by Pepper Choplin

ISANTAONA Toby Ankaramalaza Taha 83: Toriteny 23 Rtoa Mananato Toromaree

Simon Cowell in Tears As Arthur Hayes Asks God "Lord, Do You Have Her?" America’s Got Talent

ANTSAN KIRA FIDERANA 'MIALY RAKOTOMAMONJY'

Where is the Famous “Heaven Kid” 23 Years Later?

