Matoky anao - Hosana Ambohijatovo Fitiavana Eropa. #Hira 07/17

Fotoana tao Eglise Saint-Pierre-des-Louvrais. Pontoise ( Val-d'Oise ) tamin'ny Asabotsy 05 Novambra 2022 teo izay niarahana tamin'ireo mpanaraka ny Pejy Marka 16 :15 sy ny Antoko mpihira Hosana Ambohijatovo Fitiavana Eoropa ary tarika Sitraka "Décéption": io moa no loha hevitry ny fampianarana mivantana natao tamin'izany. Lien vidéo intégrale 03h00    • Fampianarana  pasteur Tahiana