Mahaleo - Bozy

Je pense que tous les Malgaches connaissent ce groupe merveilleux . Rahoviana ianao re tiana no hiverina indray hafaliana miaro hakiviana no hiandrasako izay andro izay Ry Bôzy ô, aiza ianao.. fa ny foko efa lao miandry aman-taona ilay andro ny andro sy fotoana ahitako masoandro. Asa lahy raha izao no ho sahy hamitaka anao, ataoko fa tsy hisy tsy hisy izany indrisy satria (2) mamiko ianao Ry Bozy ô, hafaingana fa ianao no fiadina ilaina hamerina indray eto an-tavako ny tsikiny fahiny re-rahavako Ry Bozy ô, ianao irery no toky sy hery