Advent 2021 – December 15 hymn from the Malagasy Lutheran Church

Hymn - Fa zaza no teraka  Writer - Lalao Andriamahandrisoa  Composer - Sonn  Choir - KEROBIMA ANKATSO Lyrics (Malagasy) Fa zaza no teraka ho antsika  Zazalahy no omena  Ny fanapahana dia eo antsoron'izao    Izy Ilay Mahagaga    Ny voninahitra ho any amin'ny avo indrindra  Fa fiadanana ho an'izao tontolo izao  K'andeha vohay ny fo hidiran'ilay Mpanjakanao  Fitiavana izay tsy mba mandao  Fa Izy tia maniry honina ka hanjaka ao  Hanome fiainam-baovao    Izy no Andriamanitra mahery  "Lay Mesia nandrasana hatrizay  Mpanolotsaina Rain'ny mandrakizay  Andrian'ny fiadanana  Lyrics ( English translation) : A child is born to us  Boys are provided  The cut is on the horizon    He is the Wonderful One    Glory to the highest   And peace to the world  Open your heart to your King  Love that never leaves  For he longs to dwell and reign there  To give new life    He is a mighty God  “The long -awaited Messiah  Counselor Eternal Father  Prince of Peace    Follow the #lwfadvent calendar lutheranworld.org/advent-hymns During this Advent season, LWF member churches and World Service country programs are sharing hymns from their congregations and programs to show how the Lutheran communion regions prepare for Christ’s coming into this world.