AMPY IZAY by iFETY (Official Music Video) 🎸 Rock Malagasy

👉 🔔 Follow iFETY raha tia Rock Malagasy! 👉 ❤️ Subscribe + Share amin’ny namana 🎸 AMPY IZAY – iFETY (Official Music Video) Hira rock Malagasy mitantara ny fitiavana sy ny fanaintainana… Rehefa tonga amin’ilay hoe “Ampy izay” dia tsy mora. 💔 “Mazahoa izay hirina… F’izaho tsy hanakana anao” 🔥 Ampiakaro ny volume ary tsapao ny hafatra! 🎧 iFETY – Rock Malagasy vaovao Hira mitondra hafatra, hery ary fihetseham-po ho an’ny rehetra. #iFETY #AmpyIzay #RockMalagasy #MalagasyMusic #BreakupSong #GasyRock #MozikaMalagasy #NewMusic2026