ENSOA Antsirabe : FAMOAHANA IREO MPIANATRA HO MANAMBONINAHITRA 2023 - 2024

Natao omaly ny famoahana ny mpianatra ho manamboninahitra lefitry ny tafika Malagasy taona 2023 - 2024 Mpiofana ho manamboninahitra lefitry ny tafika Malagasy miisa 504 no ntolorana ny galona Sergent sy Adjudant tany amin’ny sekolim-pirenena fanofanana ho manamboninahitra na ny ENSOA Antsirabe androany. Karazam-piofanana maro no nomena azy ireo ary ho entiny hampiharina eny amin’ny fiaraha-monina sy ny sehatr’asa iandraiketany avy ho fanatanterahana ny andry telo anpetraky ny fitondram-panjakana. James Antsirabe A propos “Ledefi.mg est un site web d’information qui vous offre des actualités et reportage multicolore. Restez informé avec nous!”