Njato - Haiko fa ho raisinao

Aza adino fa manaiky ny handray anao foana ny Tompo rehefa manapa-kevitra ny hanatona Azy ianao. Izany no hafatra tiana ho zaraina ho antsika rehetra. Vonona ny handray anao sy hanampy anao foana Andriamanitra.